|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  menamaso
Singan-teny  2  mena, maso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anaram-borona karazana papelika
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#440, 1.54] espèce de caille
Voambolana  6  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  7  kibobo, papelika
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny menamaso io

Teny iditra (2/3)9  mena-maso
Singan-teny  10  menatra
Sokajin-teny  11  kambanteny
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mena-maso io

Teny iditra (3/3)13  Menamaso
Singan-teny  14  menatra
Sokajin-teny  15  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.2] the name given to the councilors of the second Radama.
Ohatra  17  toy izany koa i Rainizanamanga i menamaso. [2.588#]

Fivaditsoratra  18  mena-maso, menamaso, Menamaso

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13